Appel à l'aide internationale
En raison des ravages causés par la tempête tropicale ANA et le cyclone tropical intense BATSIRAI, Madagascar a lancé un appel à l'aide internationale en lien avec les efforts nationaux d'assistance aux sinistrés et de reconstruction des infrastructures détruites par ces catastrophes.
Les contributions et soutiens de toute nature à cet effet peuvent être adressés au Bureau National de Gestion des Risques et Catastrophes de Madagascar.
Les coordonnées bancaires de l'Office National de Gestion des Risques et Catastrophes sont disponibles ici.
Afin de faciliter le suivi et la coordination, l'Ambassade souhaite être informée de toute contribution.
Filazana hoan'ireo zanaka ampielezan'i Madadasikara
Ny Masoivohon'i Madagasikara dia mahampafantatra antsika izay manam-paniriana sy manam-pikasana ny hanolo-tanana, na hanome fanampiana, amin'ny endriny rehetra, ho an'ireo mpiray tanindrazana tra-boina any Madagasikara sy ho fihatrehana ireo fanamboarana sy fanarenana ny fahasimbàna sy faharavàna goavana nateraky ny rivo-mahery miampy rotsak'orana mavesatra "Ana" sy "Batsirai", mba handefa izany amin'ny "Bureau National de Gestion des Risques et des Catastrophes (BNGRC)", izay mandray sy mandrindra ny fitinjaràna izany .
Ny kaontin'ny BNGRC dia azotsika jerena eto.
Ho fanamoràna ny fanjohina ny tolo-tànana avy amintsika dia sitraka ihany koa raha ampahafantarina ny amin'izany ny Masoivoho amin'ny alalan'ny mailaka mahazatra fifandraisantsika "contact@mdg-london.org".